auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-28 02:53:05 +08:00 committed by root
parent 818cb6a446
commit 38106889a3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 \v 1 \v 3 Rafa nidina avy takeny an-tendrombotra Jesôsy, de vaôka betsaka no nanaraka Anazy. Indro, nisy boka raika nagnatona Anazy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy.
\v 1 Rafa nidina avy takeny an-tendrombotra Jesôsy, de vaôka betsaka no nanaraka Anazy.\v 2 Indro, nisy boka raika nagnatona Anazy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ozy Jesôsy taminazy: "Öka mbô tsy hikoragna na ino na ino na