auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-22 17:11:27 +08:00 committed by root
parent 543ff8b376
commit 36a2598457
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nagnantso ny vahôka ho akeo am'Azy Izy ary nitare tam'izy reo hoe: "Mitandrignesa ka mazaô. Tsy ny miditra akao ambavan'ny ôla no mandoto ny ôla. Fa kosa, ze avôkon'ny vava, no mandoto ny ôla."
\v 10 \v 11 Avy akeo nagnantso ny vahôka ho akeo am'Azy Izy ary nitare tam'izy reo hoe: "Mitandrignesa ka mazaô. Tsy ny miditra akao ambavan'ny ôla no mandoto ny ôla. Fa kosa, ze avôkon'ny vava, no mandoto ny ôla."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba. Raha misy ôla jamba raika mitarika jamba raika hafa, de samby hivarigna an-kady izy rôy."
\v 12 \v 13 \v 14 Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba. Raha misy ôla jamba raika mitarika jamba raika hafa, de samby hivarigna an-kady izy rôy."

View File

@ -1 +1 @@
Petera namaly ka nitare tam'i Jesosy hoe: "Azavap aminay zany fagnoarana zany." Ozy Jesosy hoe: Tsy manam-palalana iagny kô ma anareo?" Tsy hitanao ma fa ze miditra amin'ny vava de mankao an-kibo ary avy akeo de havôka aigny amin'ny lava-piringa?
\v 15 \v 16 \v 17 Petera namaly ka nitare tam'i Jesosy hoe: "Azavap aminay zany fagnoarana zany." Ozy Jesosy hoe: Tsy manam-palalana iagny kô ma anareo?" Tsy hitanao ma fa ze miditra amin'ny vava de mankao an-kibo ary avy akeo de havôka aigny amin'ny lava-piringa?

1
15/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Fa re ra ze avôkan'vava de v