auto save
This commit is contained in:
parent
96b090ea89
commit
35b5960b36
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ô
|
||||
Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla.
|
Loading…
Reference in New Issue