auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 21:05:35 +08:00 committed by root
parent fec58fe817
commit 3421d4aba2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena.
Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo.

1
24/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. fa ny Kristy sandoka