diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index d7777f52..61f4b81d 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fa Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Mbola tsy novakinareo mihitsy ma ny ra nataon'i Davida, rafa refogna izy, sy reo leila daôly niaraka taminy? Niditra takao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ary ninana ny mofon'ny fanatrena, ze tsy ara-dalàna ho an'azy raha hanina ary tsy ara-dalàna ho an'reo ze niaraka taminy, nefa ara-dalàna ho an'ny lôn'ny mpisorona rerika fôgna. \ No newline at end of file +\v 3 Fa Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Mbola tsy novakinareo mihitsy ma ny ra nataon'i Davida, rafa refogna izy, sy reo leila daôly niaraka taminy? \v 4 Niditra takao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ary ninana ny mofon'ny fanatrena, ze tsy ara-dalàna ho an'azy raha hanina ary tsy ara-dalàna ho an'reo ze niaraka taminy, nefa ara-dalàna ho an'ny lôn'ny mpisorona rerika fôgna. \ No newline at end of file diff --git a/12/05.txt b/12/05.txt index 6cad311f..9e8acddc 100644 --- a/12/05.txt +++ b/12/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Tsy mbola novakinareo ma ny akao amin'ny lalàna, fa amin'ny Sabata reo mpisorona akao an-tempoly de manota ny Sabata nefa tsy magnan-tsiny? Kanefa lazaiko aminareo fa aketo ny raika geda nony tempoly. \ No newline at end of file +\v 5 Tsy mbola novakinareo ma ny akao amin'ny lalàna, fa amin'ny Sabata reo mpisorona akao an-tempoly de manota ny Sabata nefa tsy magnan-tsiny?\v 6 Kanefa lazaiko aminareo fa aketo ny raika geda nony tempoly. \ No newline at end of file diff --git a/12/07.txt b/12/07.txt index b3ad930f..e0e67da0 100644 --- a/12/07.txt +++ b/12/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Raha fantatrareo ny hevitry ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna, de tsy nagnameloka ny tsy magnan-tsiny anareo. Fa ny Zanak'Ôla no Tompon'ny Sabata." \ No newline at end of file +\v 7 Raha fantatrareo ny hevitry ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna, de tsy nagnameloka ny tsy magnan-tsiny anareo. \v 8 Fa ny Zanak'Ôla no Tompon'ny Sabata." \ No newline at end of file diff --git a/12/09.txt b/12/09.txt index 1cabded2..8cdc5d90 100644 --- a/12/09.txt +++ b/12/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Avy akeo Jesosy niala tao ka niditra takao amin'ny synagogan'jareo. Indro, nisy leila ze malemy tagnana takeo. Nagnontany an'i Jesosy reo Fariseo, nagnao hoe: "Ara-dalàna ma ny magnasitrana amin'ny Sabata?" mba hiampangan'jareo an'Azy amin'ny fahotana. \ No newline at end of file +\v 9 Avy akeo Jesosy niala tao ka niditra takao amin'ny synagogan'jareo. \v 10 Indro, nisy leila ze malemy tagnana takeo. Nagnontany an'i Jesosy reo Fariseo, nagnao hoe: "Ara-dalàna ma ny magnasitrana amin'ny Sabata?" mba hiampangan'jareo an'Azy amin'ny fahotana. \ No newline at end of file diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt index 170b36e9..3353d416 100644 --- a/12/11.txt +++ b/12/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Ôla iza akeo aminareo, iza, raha ôndry raika fôgna no anagnany, ka raha latsaka agnaty lavaka laligna le ôndry amin'Sabata, no tsy hisambotra an'azy ary tsy hampakatra an'azy? Tsy magnan-danja miôtra lavitra ma ny ôla nony ôndry! ka noho zany de ara-dalàna ny magnano soa amin'ny andro Sabata." \ No newline at end of file +\v 11 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Ôla iza akeo aminareo, iza, raha ôndry raika fôgna no anagnany, ka raha latsaka agnaty lavaka laligna le ôndry amin'Sabata, no tsy hisambotra an'azy ary tsy hampakatra an'azy?\v 12 Tsy magnan-danja miôtra lavitra ma ny ôla nony ôndry! ka noho zany de ara-dalàna ny magnano soa amin'ny andro Sabata." \ No newline at end of file diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 4ffdd9da..3951ede6 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Avy akeo ozy Jesosy tamin-daleila hoe: "Ahinjiro ny tagnanao." De nahinjiny zany, ka niverigna ny fasalamany, ôtran'ny tagnany ilany. Fa nivôka reo Fariseo ka nitetika ny hamono an'Azy. Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona an'Azy zareo. \ No newline at end of file +\v 13 Avy akeo ozy Jesosy tamin-daleila hoe: "Ahinjiro ny tagnanao." De nahinjiny zany, ka niverigna ny fasalamany, ôtran'ny tagnany ilany. \v 14 Fa nivôka reo Fariseo ka nitetika ny hamono an'Azy. Nitady hevitra ny amin'ny fomba mety hamonona an'Azy zareo. \ No newline at end of file diff --git a/12/15.txt b/12/15.txt index 9f4ac54a..935652b4 100644 --- a/12/15.txt +++ b/12/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Rafa nalala izany Jesosy, de niala takeo Izy. Ôla betsaka no nagnaraka an'Azy, ary nositraniny izy daôly. De nandidy an'azy reo Izy mba tsy hampafantatra an'Azy amin'ny hafa, mba hahatanteraka, ze efa nambara tamin'ny alalan'Isaia mpaminany, magnano hoe: \ No newline at end of file +R\v 15 afa nalala izany Jesosy, de niala takeo Izy. Ôla betsaka no nagnaraka an'Azy, ary nositraniny izy daôly. \v 16 De nandidy an'azy reo Izy mba tsy hampafantatra an'Azy amin'ny hafa,\v 17 mba hahatanteraka, ze efa nambara tamin'ny alalan'Isaia mpaminany, magnano hoe: \ No newline at end of file diff --git a/12/19.txt b/12/19.txt index 3b2285e3..6390464b 100644 --- a/12/19.txt +++ b/12/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Tsy hifanditra na hiantso mafy izy: ary tsy hisy ôla aregny ny feony egny an-dalàna. Tsy hanapaka ny volotara torotoro izy; tsy hamono ze lan-jiro magnetroka, mandra-pagnaony ny rariny ho fandresena, ary amin'ny agnarany no hanagnan'reo Jentilisa fanantenana." \ No newline at end of file +\v 19 Tsy hifanditra na hiantso mafy izy: ary tsy hisy ôla aregny ny feony egny an-dalàna.\v 20 Tsy hanapaka ny volotara torotoro izy; tsy hamono ze lan-jiro magnetroka, mandra-pagnaony ny rariny ho fandresena, \v 21 ary amin'ny agnarany no hanagnan'reo Jentilisa fanantenana." \ No newline at end of file diff --git a/12/22.txt b/12/22.txt index f683dba5..5ca7f74e 100644 --- a/12/22.txt +++ b/12/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Avy akeo nisy ôla jamba sy môgna, nitôran'ny demonia, nindesina takeo amin'ny Jesosy. Nositragniny izy, vokatr"zany de niteny sy nahita le môgna. Gaga reo vaôka daôly ka nitare hoe: "Mety io leila io ma no Zanak'i Davida?" \ No newline at end of file +\v 22 Avy akeo nisy ôla jamba sy môgna, nitôran'ny demonia, nindesina takeo amin'ny Jesosy. Nositragniny izy, vokatr"zany de niteny sy nahita le môgna. \v 23 Gaga reo vaôka daôly ka nitare hoe: "Mety io leila io ma no Zanak'i Davida?" \ No newline at end of file diff --git a/12/24.txt b/12/24.txt index 9d5aa71c..d065b2f3 100644 --- a/12/24.txt +++ b/12/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ka nieny an'jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava. \ No newline at end of file +\v 25 K\v 24 anefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ka nieny an'jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava. \ No newline at end of file