auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-22 17:11:27 +08:00 committed by root
parent c6c286a7d7
commit 330dc2083b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo
Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba.