auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent 7cc973fc6a
commit 326629b2a3
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.
Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.!

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "
Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."

1
14/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Pet