auto save
This commit is contained in:
parent
a172172f88
commit
315785a9eb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 29 \v 30 \v 31 Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dalana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." Nibedy an'jareo reo vahôka, niteny an'jareo mbô hangina, kanefa vô mainka zareo niaikaika mafibe hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay."
|
||||
\v 29 Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. \v 30 Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dàlana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." \v 31 Nibedy an-jareo reo vahôka, niteny an'jareo mbô hangina, kanefa vô mainka zareo niaikaika mafibe hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay."
|
Loading…
Reference in New Issue