From 30fa11908847d0fd3fa6c1c67fd18fe8b1f6b3fc Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 27 Mar 2020 07:11:19 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 1b5fe1a3..95755017 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoarana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana an-jareo. Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato,ze tsy nahazo nofon-tany tsara. Avy hatraigny de naniry reo, satria tsy laligna ny tany. Fa rafa nipôka ny masoandro, de maigna reo satria tsisy fakany, ary de nalazo. \ No newline at end of file +\v 3 Avy akeo Jesosy nilaza ra betsaka tamin-jareo tamin'ny alalan'ny fagnoharana. Ozy hoe: "Indro, nisy mpamboly raika nande nivôka hamafy voa. \v 4 Raha izy namafy igny, de nisy voa sasany latsaka taigny amoron-dalana, ary avy reo vorogna ka ninana an-jareo. \v 5 Reo voa hafa ndre de latsaka taigny amin'ny tany be vato,ze tsy nahazo nofon-tany tsara. Avy hatraigny de naniry reo, satria tsy laligna ny tany. \v 6 Fa rafa nipôka ny masoandro, de maigna reo satria tsisy fakany, ary de nalazo. \ No newline at end of file