diff --git a/02/22.txt b/02/22.txt index 398c9600..14f5b64a 100644 --- a/02/22.txt +++ b/02/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda rainy, de nataotra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy \v 23 ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsoina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan'reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy." \ No newline at end of file +\v 22 Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda da, de nataotra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy \v 23 ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsoina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan'reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy." \ No newline at end of file