auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:05:36 +08:00 committed by root
parent bcaf420fc1
commit 2f6c275b18
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary rafa nareigny an'zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe.\v 14 Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo.
\v 13 Ary rafa nareigny an-zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe.\v 14 Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo.