diff --git a/24/09.txt b/24/09.txt index 3dad352c..71b1d4f7 100644 --- a/24/09.txt +++ b/24/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 9 Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. \v 10 Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro. \ No newline at end of file +\v 9 Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. \v 10 Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro. \ No newline at end of file diff --git a/24/12.txt b/24/12.txt index c2f43ff3..80b4250b 100644 --- a/24/12.txt +++ b/24/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. \ No newline at end of file +\v 13 Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. \v 12 Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy.\v 14 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. \ No newline at end of file diff --git a/24/15.txt b/24/15.txt index fe5f0f2f..06b6e703 100644 --- a/24/15.txt +++ b/24/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Noho zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana anareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina anareo (ôka ny mpamaky hatakatra). Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. Ôka ze akao an-tampo-tragny tsy hidigna hiaka ra avy akao an-dragnony. Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina hiaka ny lambany. \ No newline at end of file +\v 15 Noho zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana anareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina anareo (ôka ny mpamaky hatakatra). \v 16 Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. \v 17 Ôka ze akao an-tampo-tragny tsy hidigna hiaka ra avy akao an-dragnony. \v 18 Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina hiaka ny lambany. \ No newline at end of file diff --git a/24/19.txt b/24/19.txt index 448b05e1..f4869882 100644 --- a/24/19.txt +++ b/24/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo. \ No newline at end of file +\v 19 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany. \v 20 Mivavaha mbô tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo.\v 21 Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbôla nisy salan'zany hatraigny am-piandohan'zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsy hisy tsony. \v 22 Ra tsy nafoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa nohon'ny ôlom-boafidy de nafoizina reo andro reo. \ No newline at end of file