auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-02 11:11:03 +03:00 committed by root
parent 0192f0f2e9
commit 2b58c53f80
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 38 \v 39 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, anao ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato ze asaina ho aminao! Impiry Za no magniry ny hanangona ny zanako miaraka, salan'ny reni-akoho raika magnangona ny akoho kely akao ambany embagny, nefa tsy nety anareo! Indro, ny tranonareo no avela ho aolo ho an'nareo. Fa lazaiko aminareo, hatram'zao, tsy hahita Anà tokoa anareo mandra-pilazanareo hoe: "Isaorana anie ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo."
\v 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, anao ze mamono ny mpaminagny sy mitora-bato ze asaina mankao aminao! Impiry Za no magniry ny hanangona ny zanako miaraka, salan'ny reni-akoho raika magnangona ny akoho kely akao ambany embagny, nefa tsy nety anareo! \v 38 Indro, ny tragnonareo no avela ho aolo ho an'nareo.\v 39 Fa lazaiko aminareo, hatram'zao, tsy hahita Anà tokoa anareo mandra-pilazanareo hoe: "Isaorana anie ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo."