auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent 3c71270441
commit 29dbab6d65
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra.
Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy.

1
24/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Lazaiko marina aminareo, fa tsy ho lany 'ty taranaka 'ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy tany