auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 15:52:28 +08:00 committed by root
parent a529e86f58
commit 29d7571078
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ola de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daoly de azo atao." Avy eo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daoly ary nagnaraka Ano zany. Ino ary no ho a
Rafa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ola de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daoly de azo atao." Avy eo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daoly ary nagnaraka Ano zany. Ino ary no ho azonay?"

1
19/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy nitare an'jareo hoe: "Lazaiko marigna aminareo, amin'ny van-potogna vaovao rafa mipetraka akeo amin'ny seza fendriagnan'ny voninany ny Za