auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-14 18:46:12 +03:00 committed by root
parent 6091bbbe00
commit 279955f884
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avy akeo ny renin'reo zanaka lan'i Zebedio nagnantona an'i Jesosy niaraka tam'reo zanany. Niankohoka takeo agnatrehany izy ary nangataka raha tamin'Azy. \v 20 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ino irinao?" Ozy tamin'Azy hoe: "Mandidia mbô hioetrahan'reto zanako rô là reto, ny raika akeo an-tagnanao ankavagnana ary ny raika akeo an-tagnanao ankave, akao amin'ny fanjakanao."
\v 21 Avy akeo ny renin'reo zanaka lan'i Zebedio nagnantona an'i Jesosy niaraka tam'reo zanany. Niankohoka takeo agnatrehany izy ary nangataka ra avy tamin'Azy. \v 20 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ino irinao?" Ozy tamin'Azy hoe: "Mandidia mbô hioetrahan'reto zanako rô là reto, ny raika akeo an-tagnanao ankavagnana ary ny raika akeo an-tagnanao ankave, akao amin'ny fanjakanao."