diff --git a/21/15.txt b/21/15.txt index 24a10900..96a2a368 100644 --- a/21/15.txt +++ b/21/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nitabataba tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; \v 16 Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna. \ No newline at end of file +\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna. \ No newline at end of file