Wed Jan 22 2020 12:53:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-22 12:53:11 +03:00
commit 24c8c3a222
273 changed files with 493 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ny Bokin'ny razagn'i Jesosy Kristy zanak'i Davida zanak'i Abrahama.\v 2 Abrahama no rain'i Isaka, ary Isaka no rain'i Jakoba, ary Jakoba no rain'i Joda sy reo rahalany.\v 3 Joda no rain''i Fareza sy Zara avy tamin'i Tamara, Fareza no rain'i Herzona, ary Herzona no rain'i Rama.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Rama no rain'i Aminadaba, ary Aminadaba no rain'i Nasona, ary Nasona no rain'i Salmona, ary Salmona no rain'i Boaza tamin'ny \v 5 Rahaba, Boaza no rain'i Obeda tamin'ny Rota, Obeda no rain'i Jese.\v 6 Ary Jese no rain'i Davida mpanjaka, ary Davida no rain'i Solomoa tamin'ny alalan'ny vadin'ny Oria.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Solomona no rain'i Rehoboama, Rahoboama no rain'i Abia, ary Abia no rain'i Asa. \v 8 Asa no rain'i Josafata, ary Josafata no rain'i Jorama ary Jorama no razan'i Ozia.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ozia no rain'i Jotama, Jotama no rain'i Ahaza, Ahaza no rain'i Hezekia.\v 10 Hezekia no rain'i Manse, Manase no rain'i Josia. \v 11 Josia no rain'i razagn'i Jekonia sy reo ralainy tamin'ny fotônan'ny fandroasana ho agny Babylona.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tafaran'ny fandroasana ho agny Babylona, de Jekonia no rain'i Sealtiela, ary Sealtiela no razagn'i Zerobabela.\v 13 Zerobabela no rain'i Abihoda, Abihoda no rain'i Azora. \v 14 Azora no rain'i Zadoka, Zadoka no rain'i Akima, ary Akima no rain'i Elihoda.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Elihoda no rain'i Eliazara, Eliazara no rain'i Matana, ary Matana no rain'i Jakoba.\v 16 Jakoba no rain'i Josefa ze vadin'i Maria, le niteraka an'i Jesôsy, ze natsovina hoe Kristy.\v 17 Ny taranaka daôly nanomboka amin'i Davida de taranaka efatra ambefolo, manomboka amin'i Davida ka hatraigny amin'i fandroasana ho agny Babylona de taranaka efatra ambefolo, ary manomboka amin'ny fandroasana ho agny Babylona ka hatragny amin'i Kristy de taranaka efatra ambefolo.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talôn'ny nerahan-jareo, de tazagna fa nitoe-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka an'azy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny tamin'azy.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary raha mbôla izy nieritreritra mikasika reo ra reo igny, de nibôgna tamin'azy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaka làn'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria le raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitsaika an'azy.\v 21 Hiteraka zaza là izy, ary anao agnatso ny agnarany hoe: Jesosy,fa Izy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Zany daôly zany de nitranga mba hatateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'le mpaminagny, magnano hoe: \v 23 "Indro, ny virijiny hitoe-jaza ka hiteraka zazalà, ary zareo hagnatso ny agnarany hoe: Imanoela"_ze midika hoe: "Amintsika Andriamanitra."

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Nifô tamin'ny torimasony Josefa ary nagnano arak'ze nandidian'ny anjelin'ny Tompo an'azy ary niaka an'azy ho vadiny. \v 25 Saingy tsy niray tamin'azy izy mandra-piterany zazalà. Ary nantsoviny hoe Jesosy ny agnarany.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Tam'zany andro zany de nande nitory taaigny agn'efitr'i Jodia Jaona mpanao batisa nagnano hoe: \v 1 "Mibebà,fa efa akaiky ny fanajakan'ny lagnitra" \v 3 Fa izy le nolazain'i Isaia Mpaminagny,magnano hoe:"Misy feo raika magnantso mafy aigny agn'efitra hoe' Amboary ny lalan'ny Tompo,ataovo mahitsy n làalany'.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Ary Jaona nitafy volon-drameva

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo Jesosy nitaritin'ny Fagnahy ho aigny an'efitra mbô alain'ny devoly fagnahy. Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina Izy, de nôna. Nagnantona ny mpaka fagnahy ka nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Anao, de taravo ho tonga mofo reto vato reto. Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: Tsy ny mofo fôgna ny iviloman'ôla fa ze teny daôly alôkan'ny vavan'Andriamanitra.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly. Ary nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Anao de milavô aigny ampidina ankeigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro an'nao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jesosy nitaré taminazy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: "Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitra anao." Nentin'ny devoly takeigny amin'ny tôrana agnambo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly amin'zao tontolo 'zao sy ny hatsaran'reo. Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko an'nao, ra ôtra ka menkohoka anketo anatrehako sy midera anà Anao.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo Jesosy nitaré tamin'azy hoe: "Miala anketo anao, ry satana! fa efa vôsoratra hoe: "Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary Izy irerika no tompoinao. Avy akeo nandaosa anazy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga ka nanompo azy.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nony reign'i Jesosy fa voasambotra Jaona de niverina ankeigny Galilia Izy. Nandaosa an'i Nazareta Izy ka nandeha ka nipetraka tao Kapernaomy. Ze akeo amoron-dranomasin'i Galilia, akao amin'ny zaratanin'i Nazareta an'i Zeboloina sy Naftaly.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zany no nitranga mbô ahatanteraka ze nambaran'i Isaia mpamignany hoe: "Ny tanin'i Zeboloina sy Naftaly, mankeigny amin'ny ranomasina aigny andafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! 'Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de natazagna fazavàna gedabe ary 'reo ze mipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fahafatesana de takeo amin-jareo no niposahan'ny mazava.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary tam'zany fotôna zany Jesosy de nanomboka nitory teny sy nilaza hoe: "Mibebaha fa efa ankeiky ny fanjakan'ny lagnitra."

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahala rôy, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnararo ry zareo. Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary ra mbôla niroso Jesosy de natazagna mpirahala rôy hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an-jareo Izy. Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy ny fangirifiriana sy 'reo demoniaka, sy ze mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i Jesosy izy reigny. Vahôka maro avy taigny Galilia, Dekapolisy, Jesoralema, Jodia ary avy aigny an-dafin'i Jordana no nagnaraka an'Azy.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rafa natazana reo vahôka Jesosy, de niakatra teo an-tanety. Rafa tafapetraka Izy, de nagnatogna an'Azy reo mpianany. \v 2 Nanoka-bava Izy ary nampianatra an'jareo, magnano hoe: \v 3 "Sambatra ny mahantra am-pagna, fa an'azy reo ny fanjakan'ny lagnitra. \v 4 Sambatra reo misôna, fa hampiononina izy reo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Sambatra reo malemy fagna, fa izy reo no handova ny tany. \v 6 Sambatra reo ze nôgna sy mangetaheta sy famarinana, fa ho vokisana izy reo. \v 7 Sambatra reo mpamindra fo, fa hahazo famindram-po izy reo. \v 8 Sambatra reo madio am-po, fa hahita an'Andriamanitra izy reo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sambatra reo mpampihavana, fa izy reo no antsona hoe zank'Andriamanitra. \v 10 Sambatra reo ze enjena noho ny famarinana, fa an'jareo ny fanjakan'ny lagnitra.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Sambatra anareo raha maniratsira an'nareo sy manenjika an'nareo ny ôla, ary miteny ny karazana lainga ratsy daôly hanoitra an'nareo noho ny aminà. \v 12 Mifalia sy miravoravô, fa gedabe ny valisoanareo akaigny an-dagnitra. Fa ôtran'zany ny fomba nanenjehan'ny ôla reo mpaminagny ze niaigna talônareo.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho hikitsan'ny tongotr'ôla sisa. \v 14 Nareo no fazavan'zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tsisy ôla manpiretra jiro ka mametraka an'zany aigny ambany harogna, fa akeo amin'ny fitôran-jiro, ka manazava ny daôly akao an-trano zany. \v 16 Ôka hazava akeo agnoloan'ny ôla ôtran'zany fomba zany ny fazavanareo mba ahitan'izy reo ny asa tsara ataonareo ary ankalazany ny Rainareo ze aigny an-dagnitra.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aza mieritreritra hoe tonga handrava ny lalàna na reo mpaminagny Zà, Tsy tonga hamotika an'reo za, fa hanatanteraka an'azy reo. \v 18 Fa lazaiko marina aminareo fa mandra-pahalevon'ny lagnitra sy ny tany, de tsy ho fôgna amin'ny lalàna na de litera raika sy tendron-tsoratra raika aza, mandra-patateraky ny ra daôly.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nony zany na iza na iza mandika na de ny kely ndrindra am'reo didy reo sy mampianatra ny hafa agnao salan'zany de ho antsovina hoe kely ndrindra akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra. Fa na iza na iza magneky sy mampianatra reo de antsovina hoe leibe akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra. \v 20 Fa lazaiko am'nareo fa raha tsy mihôtra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny fariseo ny famarinanareo, de tsy hiditra akao amin'ny fanjakan'ny lagnitra miitsy anareo.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Efa regnareo fa vôlaza tamin'jareo fahiny hoe: 'Aza mamono ôla,' ary 'Na iza na iza mamono ôla de ho heloina aigny amin'ny fitsarana.' \v 22 Fa lazaiko am'nareo fa ze daôly sosy amin'ny rahalàny de mendrika ny ho heloina aigny amin'ny fitsarana; ary na iza na iza miteny ny rahalàny hoe: 'Enao de olom-pôgna!' de ho heloina aigny amin'ny filan-kevitra; ary na iza na iza milaza hoe: 'Adala enao!' de mendrika ny ho aigny amin'ny fari-miretrafo.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Noho zany raha manolotra ny fagnatitrao akeo amin'ny alitara enao ka tsaroanao teo fa managna alaelo aminao rahalànao, \v 24 de avelao akeo agnoloan'ny alitara ny fagnatitrao, ka mandeana zory ny lalanao. Mihavàna miitsy aloha amin'ny rahalànao, ary avy akeo miviregna de atolory ny fagnatitrao.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Mihavàna aingana amin'ny mpiampanga an'nao raha mbola miara-dia am'nazy aigny amin'ny fitsarana anao, fandrao ny mpiampanga an'nao hanolotra an'nao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara mety hanolotra an'nao amin'ny manam-boninatra, ka hatao akao an-trano maizana enao. \v 26Lazaiko marina am'nareo, fa tsy ho afaka mivôka akao miitsy enao mandra-pandoavanao ny vola faran'ny kely ndrindra amin'ny trosanao.

1
05/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Efa regnareo fa vôlaza hoe: 'Aza mijangajanga.' \v 28 Kanefa lazaiko am'nareo fa ze daôly mijery vevavy ka magniry an'azy de efa nijangajanga takao am-pony sahady.

1
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Raha manafitona an'nao ny masonao ankavanana, de alao zany ary atsipazo lavitra an'nao. Fa tsara kokô ho an'nao raha ny nempany raika amin'ny vatanao no tokony ho simbagna fa tsy ny tegnanao daôly no atsipy aigny amin'ny helo. \v 30 Raha manafitoina an'nao ny tagnano ankavanana, de tapao ary atsipazo lavitra hiala am'nao. Fa tsara kokô ho an'nao raha ny nempany raika amin'ny vatagnao no tokony ho very fa tsy ny tegnanao daôly no atsipy aigny amin'ny helo.

1
05/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ary efa vôlaza iany kô hoe: 'Na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, de ôka izy hagnome an'azy ny taratasy fisaraham-panabadena.' \v 32 Fa Za kosa milaza am'nareo fa ze daôly misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana, de mampijangajanga an'azy. Na iza na iza manambady an'azy afara'ny fisarany de mijangajanga.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ary kô, regnareo fa vôlaza tamin'ny ntaolo hoe: 'Aza mianiana fenianana diso, fa ento akeo agnatren'ny Tompo ny feniananao.' \v 34 Fa Za kosa milaza am'nareo, aza mianiana amin'ny ra daôly, na amin'ny lagnitra aza, fa seza fendrianan'Andriamanitra zany; \v 35 na amin'ny tany, fa fitoeran-tongony zany; na koa amin'ny Jerosalema, fa tanànan'ny mpanjaka leibe zany.

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Aza miainiana amin'ny lônao, fa tsy afaka magnafotsy na magnamainty ny singam-bolo raika enao. \v 37 Fa ôka ny teninao ho, 'Eny, eny,' na 'Tsia, tsia.' Ze miôtra an'zany de avy amin'ny le ratsy.

1
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Regnareo fa vôlaza hoe: 'Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify.' \v 39 Fa Za kosa milaza am'nareo hoe, aza manoitra ze ratsy. Fa kosa, na iza na iza mamely ny takolakao ankavanana de atolory azy koa ny ilany.

1
05/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ary raha misy ôla magniry ny hiaraka aminao ho aigny amin'ny fitsarana ka manendaka ny akanjonao, de avelao ho an'azy iany kô ny lambanao. \v 41 Na iza na iza manery an'nao ande kilometatra raika, mandeana miaraka aminy amin'ny kilometatra rôy. \v 42 Omeo ze mangataka aminao, ary aza mandà na iza na iza magniry ny hindrana aminao.

1
05/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Efa regnareo fa vôlaza hoe: 'Tsy maintsy mitia ny mpiara-belona aminao enao ary mankahala ny fahavalonao.' \v 44 Fa lazaiko am'nareo, tiavo ny favalonareo ary mivavaha ho an'ze magnejika an'nareo, (Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô tsara ndrindra de manala ny hoe: "Misôra reo ze magnozogna an'nareo, magnôva ny tsara am'reo ze mankahala an'nareo." \v 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo ze aigny an-dagnitra anareo. Fa Izy de mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy sy ny tsara, ary mampilatsaka ny orana amin'ny marina sy ny tsy marina.

1
05/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Fa raha reo ze te an'nareo no tiavinareo, ino no valisô azonareo? Moa na de ny mpamory hetra aza tsy mba magnano ôtran'zany kô? \v 47 Raha ny rahalànareo rery iany no arabainareo, ino no mba ataonareo miôtra ny hafa? Moa na de ny Jentilisa aza tsy mba magnano ôtran'zany kô? \v 48 Noho zany de tsy maintsy tanteraka anareo, sala ny fahatanterahan'ny Rainareo ze aigny an-dagnitra.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aza mitsara, de tsy tsaraina anareo.\v 2Fa amin'ny fitsarana nataonareo, no hitsarana anareo, ary amin'ny fandrefesana andrefesanareo, no handrefesana anareo.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nagnino anao no mijery ny singa-mololo kely ze akao agnatin'ny mason'ny ralànao, nefa tsy tazagnao ny andry akao agnaty masonao?\v 4Aôna no hitaravanao ny ralànao hoe: 'Avelao za hangala ny singa-mololo ze akao agnaty masonao,' raha mbôla akao agnatin'ny masonao le andry?\v 5Ry mpehatsaravelatsy! Alao alô ny andry ze akao agnaty masonao, ary avy akeo anao hatazagna tsara rafa mangala ny singa-mololo ze akeo amin'ny mason'ny ralànao.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Aza amena ny alika ze masina, ary aza hatsipy akeo aloan'ny kisô ny vatosoanareo. Raha tsy zany de manjary ho vôkitsagny ny tongon-jareo, ary avy akeo hifotitra sy hamiravira anareo amin'ny fahapotehana.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Mangataha, de amena anareo zany. Mikara,de hahita anareo. Dondogno, fa hisokatra ho anareo zany. \v 8 Fa ze mangataka daôly, de mahazo; reo daôly ze mitady, de mahita; ary ho an'ny ôla mandodogna, de ho voaina.\v 9Iza aminareo ma, raha angatahan'ny zanagny mofo, no hagnome vato ho an'azy?\v 10 Na kô raha nangatany trondro, ka hagnome bibilava an'azy?

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho zany, raha anareo ze ratsy aza mahay magnome reo fagnomezana ze tsara ho an'ny zanakareo, moa tsy ngeda mihôtra lavitra ma ny ra tsara amen'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra ho an'reo ze mangataka amin'Azy? \v 12Noho zany, na ino na ino ra tenareo ho ataon'ny ôla amin'ny tegnanareo, de tokony hagnano salan'zany amin'jareo fôgna kô anareo, fa izany no lalàna sy reo mpaminagny.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Midira amin'ny vavahady maety. Fa geda ny vavahady ary malalaka ny lalana mitondra akaigny amin'ny fahaverezana, ary betsaka reo ôla ze mande ami'zany \v 14Fa maety ny vavahady ary sarotra ny làlana ze mitarika mankaigny amin'ny fiaignana, ary vitsy reo ze matazagna an'zany.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Mitandrema ami'reo mpaminagny santoka, ze magnatogna anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza \v 16Amin'ny alalan'ny vôny no hahafantaranareo an'jareo. Mitango vôloboka aigny amin'ny tsilo ma ny ôla, na kô aviavy akaigny amin'ny songosongo? \v 17Ôtran'zany , ny kakazo daôly de mamokatra vô tsara, fa ny kakazo ratsy de mamô vô ratsy.

1
07/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ny kakazo tsara de tsy afaka hamô vô rasty, na kô ny kakazo ratsy de tsy afaka mamô vô tsara \v 19Ny kakazo daôly ze tsy mamô vô tsara de tevezina ary hatsipy akaigny agnaty afo \v 20Ka noho zany, ho fantatrareo zareo amin'ny alalan'ny vôny.

1
07/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Tsy reo daôly ze mitare Aminà hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lagnitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra fôgna \v 22 Betsaka reo ôla hitare Aminà amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo,tsy efa naminagny tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny Agnaranao, ary nagnano reo asa geda be tamin'ny Agnaranao', ary nagnao reo asa geda tamin'ny Agnaranao \v 23Avy akeo Za hagnambara amin-jareo am-pabemaso hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Mialà lavitra Anà, ry mpagnano ratsy!'

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Noho zany, reo daôly ze mareigny ny teniko ary magneiky zany de ôtran'ny ôla hendry ze nagnorina ny tragnony aigny ambony vatolampy \v 25Nirotsaka ny orana, tonga ny tondran-drano, ary nifofofofo sy namely le tragno ny rivotra, fa tsy nirodana zany, satria natsangana teo ambony vatolampy.

2
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 26 Fa ny daôly ze nareigny reo teniko ka tsy magneiky an'azy regny de ôtran'ny
ôlo adala ze magnorina ny tragnony aigny ambony fasika \v 27Nirotsaka ny orana, tonga ny tondra-drano, ary nifofofofo sy namely le tragno ny rivotra, ka de nirodagna zany, ary rava tanteraka izy."

1
07/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ary rafa avy nagnambara reo teny reo Jesosy, gaga tamin'ny fampianarany reo vahôka,\v 29satria nampianatra an'azy reo ôtran'ôla ze managna fahefana Izy, fa tsy ôtran'reo mpanora-dalànan-jareo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesosy, de vahôka betsaka no nagnaraka An'azy.\v 2 Io, nisy boka raika nagnatogna An'azy ary niangavy teo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, raha azonao atao, de afaka magnadio anà Anao". \v 3 Nagnatsotra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy, nagnano hoe: "Sitrako. Mahadiova." Teo no teo de nadio tamin'ny fahabokany izy.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ôka mba tsy hilaza na ino na ino na amin'iza na amin'iza anao. Mandeana amin'ny lalanao, ka ampiseovo amin'ny mpisorogna ny tegnanao ary atolory le fanatitra ze nodidin'i Mosesy, mba ho fijorona vavolombelona amin-jareo.

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Rafa niditra takao Kapernaomy Jesosy, de nagnatogna an'Azy ny kapiteny raika ary nagnontany an'Azy,\v 6 nagnano hoe: "Tompo, mandry akao an-dragnoko ny mpanompoko fa malemy ary akao agnatin'ny fanainataignana mafy." \v 7 Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ho avy Zà ary hagnasitrana an'azy.'

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hidiranao akao ambany tafon-tragnoko,taravo fôgna ny teny de ho sitragna ny mpanompoko.\v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka akao ambany fahefana,ary managna miaramila ze feheziko za. Mitare amin'ny raika za hoe: 'Mandeana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Ave', de magnatogna izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvo zao, de ataony zany ."\v 10 Rafa reignin'i Jesosy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka an'Azy hoe: "Taravoko marina aminareo,fa tsy mbôla natazagna ôla nanampinona salan'zany Zà taketo Israely.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra aigny, ze hisy fitômagnena sy fikitroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandeana! Araka ny ninoanao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany miintsy le mpanompo.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Rafa niditra tao an-dragnon'i Petera Jesosy, de natazagna ny rafozam-bavin'i Petera nandry nararin'ny tazo Izy. \v 15 Nokasin'i Jesosy ny tagnany, ary niala tamin'azy ny tazo. De nitsangana izy ary nanomboka nandroso ahanina an'Azy.

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Rafa tonga ny hariva,de betsaka reo nafatorty ny devoly nindesin'ny ôla teo amin'i Jesosy. Nandrôka reo fagna tamin'ny tare Izy ary nagnasitragna reo daôly ze narary.\v 17 salan'zany no nahatanteraka ze nambara tamin'i Isaia mpaminagny,nagnano hoe: "Izy tegnany naka ny fahararentsika sy nitondra ireo aretintsika."

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo voron'ny lagnitra managna akanany,fa ny Zanak'Ôla tsy managna na aiza na aiza ampadreny ny lôany."

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Raika hafa tam'reo mpianatra nitare tamin'Azy hoe: "Tompo, avilao za alô hande ary andevigna ny dadako."\v 22 Fa ozy Jesosy tamin'Azy hoe: "Magnarà Anà, ary avilao ny maty andevigna ny maty akao amin'azy manokana."

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Rafa niditra takao amin'ny sambokely raika Jesosy, de nagnaraka an'Azy tao agnatin'io ireo mpianany.\v 24 Indro,nisy tafio-drivotra gedabe nitranga teo amin'ny ranomasina, ka de rakotry ny onja ny sambo. Fa tafandry Jesosy.\v 25 Nankeo amin'Azy reo mpianatra ary namô an'Azy, nagnano hoe: "Vonjeo tsika, Tompo; ho foaty tsika!"

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Nagnino anareo no matatra,ry kely finona?" De nitsangana Izy avy teo ary nitare mafy ny rivotra sy ny ranomasina. De nisy fitoniana be avy takeo.\v 27 Gaga reo leilà ary nitare hoe: "Fa karazana leilà ino ty, fa na de ny rivotra sy ranomasina aza magneiky an'Azy?"

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran'ny demonia nifanena tamin'Azy. Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tegna nahery setra, noho zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nihaika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifagnino avy zahay sy Anao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo ma Anao hampatatra an'nay mialôn'ny fotôna vôtondro?"

1
08/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ary nisy andian-kisô maro niraotra teo, tsy de lavitra an'azy reo.\v 31 Mbôla nengavy an'i Jesosy fôgna reo demonia ary nagnano hoe: "Ra mandrôka an'nay Anao, de alefao akao agnatin'reo andian-kisô reo zahay." \v 32 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mandeana!" De nivôka reo demonia ka nankao am'reo kisô, ary indro, reo andiany daôly nirifatra nidigna ny tanety mideza nankaigny an-dranomasina ary maty takao agnaty rano zareo.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Reo ze niambina an'le kisô de nihazakazaka ary nankaigny an-tanàna zareo ary nitati-bolana ny ra daôly,ary ndrindra ze nitranga tam'reo leilà ze nafatotry ny demonia.\v 34 Indro, nivôka reo tao an-tanàna daôly mbô hihaogna amin'i Jesosy. Rafa tazan-jareo Izy, de nangataka an'Azy mba handao ny faritanin-jareo reo.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Niditra tao an-tsambokely Jesosy, nitsaka, ary tonga tao amin'ny tanànany. \v 2 Indro, nisy leilà mararin' ny paralisisa nandry teo am-pandrena nindesin-jareo teo amin'Azy. Rafa natazagna ny finon-jareo, de ozy Jesosy tamin'le leilà mararin'ny paralisisa hoe: "Anaka, ôka anao hifaly. Efa vôvela ny helokao."

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Indro, ny sasagny tam'reo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin-jareo ary nitare hoe: "Nagnino anareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko ny mitare amin'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mitare hoe: "mitsangàna ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de managna faefana hamela heloka aketo ambonin'ny tany,...."ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangàna, batao ny fandrenanao, ary mandeana aigny an-dragnonao."

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avy teo nitsangana le leilà ary nankaigny an-dragnony. \v 8Rafa natazagna an'izany ny vahôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome fahefana ôtran'zany ho an'ny ôla. \v 9Ary raha niala avy takeo jesosy, de natazagna leila nantsovina hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny tragno fagnangonan-ketra. Ozy Izy taminazy hoe: "Magnara an'Anà." Nitsangana izy ary nagnaraka an'Azy.

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary raha nipetraka hihinana takao an-drano Jesosy, ndreo, mpamory hetra sy ôla mpanota betsaka tonga ary niara-nihinana tamin'i Jesosy sy reo mpianany. \v 11 Rafa natazagna an'zany reo fariseo, de nitare tami'reo mpianany zareo hoe: "Nagnino ny mpampianatrareo no miaraka mihinana amin'ny mpamory hetra sy ny ôla mpanota?"

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Rafa nareigny an' izany Jesosy, de Ozy Izy hoe: "Ny ôla matanjaka ara-batagna de tsy mila dokotera, fa reo ze marary fôgna. \v 13 Tokony mande mianatra ny dikan'ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna." Fa tonga Za, tsy hagnantso reo marina hibebaka, fa ireo mpanota."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka nitare hoe: "Nagnino zahay sy reo fariseo no mifady hanina matetika, fa ireo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin-jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin-jareo, de ami'zay zareo vao hifady hanina.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsisy ôla manampina akanjo kôro amin'ny tapa-damba vaovao, fa ny tampina handrovitra ny lamba, ary hisy rovitra ratsy lavitra.

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Tsisy ôla manisy divay vaovao akao agnaty siny hoditra kôro. Raha magnano izany zareo, de ho rovitra ny siny hoditra, ho raraka ny divay ary ho potika ny siny hoditra. Fa kosa, manisy divay vaovao akao agnaty siny hoditra vaovao zareo, ary ho vôtahiry izy rôy."

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Raha mbôla nitare ireo ra ireo tamin-jareo Jesosy, de indro nisy manampaefana tokana tonga ka nenkoka tamin'Azy. Nitare izy hoe: "Maty am'izao fotôna zao ny zanako vavy, fa tongava ary apetrao akeo amin'azy ny tagnanao, de ho velona izy." \v 19 Avy akeo nitsangana Jesosy ary nagnaraka an'azy, de nagnano salan'zany kô ireo mpianany.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Indro, nisy vevavy ze efa nande rà nandritra ny rombefolo taona, nakao afaran'i Jesosy ary nikasika ny sisin'akanjony. \v 21 Fa ozy izy tamin'ny tegnany hoe: "Raha mavôkasika ny lambany akeo za, de ho sitragna." \v 22 Fa nierika Jesosy ka natazagna an'azy, de nitare hoe: "Ry zanako vavy, mahereza; ny finonao no nasitragna an'nao." Ary sitragna le vevavy nanomboka tamin'io ora io.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Rafa tonga taigny an-dragnon'le manam-pahefana Jesosy, de natazagna ireo mpitsoka sodigna sy ireo vahôka nitabataba be Izy. \v 24 De ozy Izy hoe: "Mandeana, fa tsy maty le zazavavy, fa matory izy." Fa niomehy an'Azy tamin'ny fagnesona zareo.

1
09/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Rafa navôka taigny ambelagny ny vahôka, de niditra tao agn'efitra Izy ary nandray an'azy tamin'ny tagnana, ary nitsangana le zazavavy. \v 26 Niparitaka nagnerana ny faritra daôly ny laza momba an'zany.

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ary raha niala takeo Jesosy, de nisy jamba rôlà nagnaraka an'Azy. Tsy nijanona nagnantso zareo sady nitare hoe: "Mamindrà fo aminay, ry zanak'i Davida!" \v 28 Rafa tonga takao an-dragno Jesosy, de nagnatogna an'Azy reo leila jamba. Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mino ma nareo fa mahay magnano an'zany Za?" De ozy zareo taminy hoe: "Iôny, Tompo."

1
09/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Avy akeo nikasin'Jesosy ny mason-jareo ary nitare hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finonareo ane zany," \v 30 ary natazagna ny mason-jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'azy reo ary nitare hoe: "Ôka mba tsisy ôla afantatra mômba an'zao." \v 31 Fa nande reo rôlà ka nampiely ny laza momba an'zany nagnerana izany faritra izany.

1
09/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Ary raha nande reo rôlà, de indro nisy leila môgna nipetran'ny demonia nindesina takeo amin'i Jesosy. \v 33 Ary rafa navôka le demonia, de nitare le leila môgna. Gaga ny vahôka ka nitare hoe: "Tsy mbôla fahita talô tamin'Isarely zao!" \v 34 Fa ozy reo fariseo hoe: "Tamin'ny fanapan'ireo demonia, no namoahany ireo demonia."

1
09/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Nande nitety reo tanan-deibe sy reo ta nàna daôly Jesosy. Nanohy nampianatra taigny amin'reo synagogan-jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitragna reo karazan'aretina daôly sy reo karazagna fararena daôly. \v 36 Rafa natazagna reo vahôka Izy, de nanagna fangoram-po tamin-jareo, satria nisalasala sy kivy zareo. Ôtran'ny ondry tsy misy mpiambina zareo.

1
09/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. \v 38 Noho zany mivavà malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akaigny amin'ny vokatrany."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary rafa avy nampianatra ireo mpianany rombefolo Jesosy, de niainga avy takeo Izy hampianatra sy hitory aigny amin'ny tanànan-jareo. \v 2 Ary rafa reignin'i Jaona tao am-ponja ny momba reo asan'i Kristy, de nandefa hafatra tamin'ny alalan'reo mpianany izy \v 3 ka nitare an'Azy hoe: "Anao ma le raika ze ho avy, sa tokony hikaraka hafa zahay?"

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahiratra reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, mareigny ndre reo ôla maregnina, atsanga-ko velona reo ôla maty, ary agnambarao reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina noho ny Amina."

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ra nande taigny amin'ny lalana reo leilà reo, de nanomboka nilaza ny momba an'i Jaona tam'reo vahôka Jesosy hoe: "Hizaha ino no nivoahanareo taigny agn'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? \v 8 Nefa hizaha ino no nivoanareo - leilà magnano fitafina lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-dragnon'reo mpanjaka.

1
11/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nefa hizaha ino no nivoanareo - mpaminagny? Iôny, mitare aminareo Za, ary mihôtra lavitra noho ny mpaminagny. \v 10 Izy le ze vôsotra hoe: 'Tazagno, magniraka ny irako hialô ny tavanareo Za, ze hagnomagna ny làlanareo mialô an'nareo.'

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanomboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo ôla mahery setra de mialaka an'azy an-keriny.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa reo mpaminagny daôly sy ny lalàna de efa naminagny hatramin'i Jaona;\v 14 ary raha sitrakareo ny hagneiky zany, de Izy no Elia le ho avy. \v 15 Ze manan-tsofigna ho enti-mitandregny, ôka izy hitandregny.

1
11/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Amin'ino no tokony hampitahako an'ity taranaka ty? Zany de salan'ny zaza milalao aigny an-tsena, ze mipetraka sy mifagnantsognantso \v 17 ka mitare hoe: 'Nitsoka sodigna ho an'nareo zahay , fa tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaonana zahay, fa tsy nitomagny anareo.'

1
11/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa Jaona de tsy tonga hinana mofo na hisotro divay, ka ozy zareo hoe: 'Managna demonia izy.' \v 19 Ny zanak'Ôla de tonga hinana sy hisotro ka ozy zareo hoe: 'Tazagno fa, leila tendan-kanina sy mpimamo Izy, naman'reo mpamory hetra sy reo mpanota!' Fa ny fahendrena de vômarina tam'reo asany."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More