diff --git a/06/25.txt b/06/25.txt index 5a252f68..64e1a67b 100644 --- a/06/25.txt +++ b/06/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo na ze hosotronareo na momba ny vatagnareo, ze hotafinareo. Fa tsy leibe no ny sakafo ma ny fiaignana ary ny vatagna leibe no ny fitafena? Jereo reo vorogna aigny amin'ny habakabaka. Izy regny de tsy mamafy na mandidy na manangona akao an-tsombitra, fa ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra no mampihinana azy iregny. Tsy sarobidy mamdombolombo mihôtra iregny ma nareo? \ No newline at end of file +\v 25 No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo na ze hosotronareo na momba ny vatagnareo, ze hotafinareo. Fa tsy leibe no ny sakafo ma ny fiaignana ary ny vatagna leibe no ny fitafena? \v 26 Jereo reo vorogna aigny amin'ny habakabaka. Izy regny de tsy mamafy na mandidy na manangona akao an-tsombitra, fa ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra no mampihinana azy iregny. Tsy sarobidy mamdombolombo mihôtra iregny ma nareo? \ No newline at end of file diff --git a/06/27.txt b/06/27.txt index 4fe5426f..a723c3db 100644 --- a/06/27.txt +++ b/06/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 Iza aminareo no afaka manampy hakio raika amin'ny andro hiaignany amin'ny fagnahiana? Naôgna anareo no magnahy momba ny fitafianareo? Saino ny momban'ny lilia egny amin'ny saha, akôry ny fagnirin'izy regny. Tsy mba miasa izy regny, ary tsy mamoly fitafena. Lazaiko aminareo, fa na i Solomona aza amin'ny voninainy daôly de tsy nitafy ôtran'ny raika amin'regny. \ No newline at end of file +\v 27 Iza aminareo no afaka manampy hakio raika amin'ny andro hiaignany amin'ny fagnahiana? \v 28 Naôgna anareo no magnahy momba ny fitafianareo? Saino ny momban'ny lilia egny amin'ny saha, akôry ny fagnirin'izy regny. Tsy mba miasa izy regny, ary tsy mamoly fitafena. \v 29 Lazaiko aminareo, fa na i Solomona aza amin'ny voninainy daôly de tsy nitafy ôtran'ny raika amin'regny. \ No newline at end of file diff --git a/06/30.txt b/06/30.txt index c6bd0b25..f9a64ec0 100644 --- a/06/30.txt +++ b/06/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 Raha ampitafen'Andriamanitra ôtran'zany ny ahitra aigny an-tsaha, ze daôly misy androany sy rampitso de hatsipy akao am-patagna, salan'ny akôry no ampitafeny anareo mandombolombo anareo ry kely finona? No zany aza magnahy ka milaza hoe: "Ino no hohaninay? na hoe: Ino no hosotroinay na hoe: Ino ny fitafenay ho anaovanay." \ No newline at end of file +\v 30 Raha ampitafen'Andriamanitra ôtran'zany ny ahitra aigny an-tsaha, ze daôly misy androany sy rampitso de hatsipy akao am-patagna, salan'ny akôry no ampitafeny anareo mandombolombo anareo ry kely finona? \v 31 No zany aza magnahy ka milaza hoe: "Ino no hohaninay? na hoe: Ino no hosotroinay na hoe: Ino ny fitafenay ho anaovanay." \ No newline at end of file diff --git a/06/32.txt b/06/32.txt index 505b29a1..51bfe3dd 100644 --- a/06/32.txt +++ b/06/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Fa reo Jentilisa mitsikaraka reo reo ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra de mahafantatra fa mila reo anareo. Fa karao alô ny fanjakany sy ny fahamarinany de homena anareo reo ra reo. No zany, aza miahiany ny ampitso, fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro tsiraikaraika ny ratsy akao aminy. \ No newline at end of file +\v 32 Fa reo Jentilisa mitsikaraka reo reo ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra de mahafantatra fa mila reo anareo. \v 33 Fa karao alô ny fanjakany sy ny fahamarinany de homena anareo reo ra reo. \v 34 No zany, aza miahiany ny ampitso, fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro tsiraikaraika ny ratsy akao aminy. \ No newline at end of file