diff --git a/23/01.txt b/23/01.txt new file mode 100644 index 00000000..62ce8603 --- /dev/null +++ b/23/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Ary Jesosy nitare tam'reo vahôka sy reo mpianany.\v 2 Ozy hoe: "Reo mpagnora-dalàna sy fariseo de mipetraka akeo amin'ny fitôran'i Mosesy."\v 3 Noho zany n'ino n'ino handidin-jareo ataonareo, de ataovo regny ra regny ka mitandrema an-jareo. Fa aza raisina ôtran'ny asan-jareo, satria zareo miteny ra nefa avy akeo tsy magnano an'zany. \ No newline at end of file