auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent 8e0c608263
commit 1b412102d9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo tsy azo antsovina hoe: "Raby", fa tokana fôgna ny mpampianatra an'nareo, ary mpirahalahy anareo daôly. Ary aza magnantso ny ôla aty ambonin'ny tany ho rainareo, fa tokana fogna ny Rainareo, ary Izy de aigny an-dagnitra.
Fa anareo tsy azo antsovina hoe: "Raby", fa tokana fôgna ny mpampianatra an'nareo, ary mpirahalahy anareo daôly. Ary aza magnantso ny ôla aty ambonin'ny tany ho rainareo, fa tokana fogna ny Rainareo, ary Izy de aigny an-dagnitra. Anareo aza mety antsovina hoe: "Mpampianatra", fa raika fôgna ny mpampianatrareo, de i Kristy.