auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent c16c5d1938
commit 1a7263aa91
7 changed files with 7 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tenjareo ny tôran'ny manakaja aigny amin'ny fanasana sy ny tôran'ny lehibe akao amin'ny synagoga, sy ny arabaina manokana akaigny an-tsena, ary mbô hantsovin'ôla hoe: "Raby".
\v 6 \v 7 Tenjareo ny tôran'ny manakaja aigny amin'ny fanasana sy ny tôran'ny lehibe akao amin'ny synagoga, sy ny arabaina manokana akaigny an-tsena, ary mbô hantsovin'ôla hoe: "Raby".

View File

@ -1 +1 @@
Fa anareo tsy azo antsovina hoe: "Raby", fa tokana fôgna ny mpampianatra an'nareo, ary mpirahalahy anareo daôly. Ary aza magnantso ny ôla aty ambonin'ny tany ho rainareo, fa tokana fogna ny Rainareo, ary Izy de aigny an-dagnitra. Anareo aza mety antsovina hoe: "Mpampianatra", fa raika fôgna ny mpampianatrareo, de i Kristy.
\v 8 \v 9 \v 10 Fa anareo tsy azo antsovina hoe: "Raby", fa tokana fôgna ny mpampianatra an'nareo, ary mpirahalahy anareo daôly. Ary aza magnantso ny ôla aty ambonin'ny tany ho rainareo, fa tokana fogna ny Rainareo, ary Izy de aigny an-dagnitra. Anareo aza mety antsovina hoe: "Mpampianatra", fa raika fôgna ny mpampianatrareo, de i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa zay geda ndrindra aminareo no ho mpanomponareo. N'iza n'iza manandra-tegna de ahetry, ary n'iza n'iza manetry tena de hasandratra.
\v 11 \v 12 Fa zay geda ndrindra aminareo no ho mpanomponareo. N'iza n'iza manandra-tegna de ahetry, ary n'iza n'iza manetry tena de hasandratra.

View File

@ -1 +1 @@
Fa lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa arindrignareo amin'ôla ny fanjakan'ny lagnitra. Fa anareo tsy miditra akao, ary tsy avelanareo reo ze te hiditra akao. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de tsy ahitana ny fehezan-teny hoe: "Fa lozanareo, ry mpanoradàlana sy ny fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandany ny tranon'ny mpitondra tena, ary magnano vavaka lavareny anareo. Noho zany de hahazo fanamelohana gedabe anareo."] Lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mande mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mbô hampiova fo ny ôla raika, ary rafa miova fo izy, de ataonareo zanaky ny helo avo roa heny mihôtra noho anareo izy.
\v 13 \v 14 \v 15 Fa lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa arindrignareo amin'ôla ny fanjakan'ny lagnitra. Fa anareo tsy miditra akao, ary tsy avelanareo reo ze te hiditra akao. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de tsy ahitana ny fehezan-teny hoe: "Fa lozanareo, ry mpanoradàlana sy ny fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandany ny tranon'ny mpitondra tena, ary magnano vavaka lavareny anareo. Noho zany de hahazo fanamelohana gedabe anareo."] Lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mande mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mbô hampiova fo ny ôla raika, ary rafa miova fo izy, de ataonareo zanaky ny helo avo roa heny mihôtra noho anareo izy.

View File

@ -1 +1 @@
Lozanareo, ry mpitarika jamba, anareo ze milaza hoe: "N'iza n'za mianiana amin'ny tempoly, de tsisy varany zany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny volamena'ny tempoly, de voafatotry ny fianianany izy." Anareo ry jamba adala! Iza ma no geda, ny volamena se ny tempoly ze magnano ny volamena ho masina?
\v 16 \v 17 Lozanareo, ry mpitarika jamba, anareo ze milaza hoe: "N'iza n'za mianiana amin'ny tempoly, de tsisy varany zany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny volamena'ny tempoly, de voafatotry ny fianianany izy." Anareo ry jamba adala! Iza ma no geda, ny volamena se ny tempoly ze magnano ny volamena ho masina?

View File

@ -1 +1 @@
Ary, "N'iza n'iza mianiana amin'ny alitara, de tsisy varany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny fanatitra ze akeo ambonin'zany, de vôfatotry ny fianianany izy." Anareo ry ôla jamba! Iza ma no geda, ny fanatitra se ny alitara ze magnano ny fanatitra ho masina?
\v 18 \v 19 Ary, "N'iza n'iza mianiana amin'ny alitara, de tsisy varany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny fanatitra ze akeo ambonin'zany, de vôfatotry ny fianianany izy." Anareo ry ôla jamba! Iza ma no geda, ny fanatitra se ny alitara ze magnano ny fanatitra ho masina?

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ze mianiana amin'ny alitara de mianiana am'zany sy amin'ny ra daôly akeo amboniny. Ny raika ze mianiana
\v 20 \v 21 \v 22 Noho zany, ze mianiana amin'ny alitara de mianiana am'zany sy amin'ny ra daôly akeo amboniny. Ny raika ze mianiana