From 18848620936eeba02faebbe9ba6556335f708b56 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 11 Mar 2020 08:56:46 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/01.txt | 2 +- 06/03.txt | 2 +- 06/05.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index 5f5e0b60..8f15bbcb 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla anareo mba ho itan'izy reo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany. \ No newline at end of file +\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla anareo mba ho itan'izy reo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany. \ No newline at end of file diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index 1cf83e2b..298dbc9c 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fa rafa maneho fihantrana anareo, aza atao fantatrin'ny tagnanareo an-kavia ze ataon'ny tagnanareo an-kavanana, ka mba homena mangingina ny fagnomezanareo. Avy akeo ny Rainareo ze maita amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \ No newline at end of file +\v 3 Fa rafa maneho fihantrana anareo, aza atao fantatrin'ny tagnanareo an-kavia ze ataon'ny tagnanareo an-kavanana, \v 4 ka mba homena mangingina ny fagnomezanareo. Avy akeo ny Rainareo ze maita amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 8c037173..0e461749 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony. \ No newline at end of file +\v 6 \v 5 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony. \ No newline at end of file