auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-05 10:15:00 +08:00 committed by root
parent fa4eeaa97e
commit 184e54d5fe
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla anareo mba ho itan'izy reo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo.
Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla anareo mba ho itan'izy reo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa rafa maneho fiha