auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 18:06:15 +03:00 committed by root
parent 213c862ee5
commit 183476020d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 Avy akeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."
\v 31 Avekeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. \v 32 Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."