auto save
This commit is contained in:
parent
6126fcadd9
commit
17999fb113
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fantatro zao, raha fantatry ny tompo-tragno hoe am'firy alina no hiaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany de tsy maintsy mivonona fôgna kô anareo, fa ho avy ny Zanak'Ôla amin'ny ora tsy
|
||||
Fantatro zao, raha fantatry ny tompo-tragno hoe am'firy alina no hiaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany de tsy maintsy mivonona fôgna kô anareo, fa ho avy ny Zanak'Ôla amin'ny ora tsy ampozinareo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny fianakaveny mbô hagnomezana an-jareo ny sakafon-jareo amin'ny fotôna mety? Sambatra zany mpanompo zany ze hitan'ny Tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Taraviko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka an'azy ho agnambon'ny ra daôly ze anagnany.
|
Loading…
Reference in New Issue