auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 11:01:14 +08:00 committed by root
parent cf84823d24
commit 1778136e23
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.
\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.