auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:26:54 +08:00 committed by root
parent cd9f93d5c1
commit 13be991201
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 51 Indro ny raika tamin'reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nanatsoaka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. \v 52 Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy.\v 53 Mieritreritra ma anareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny roa ambefolo? \v 54 Fa ato akôry zany no hahatanteraka ny Saratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?"
\v 51 Indro ny raika tam-reo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tagnany, nagnatsôka ny antsiny ary nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe, ary nahafaka ny sofiny. \v 52 Avy akeo ozy Jesosy taminy hoe: "Averegno amin'ny tôrany ny antsinao, fa reo ze mandray antsy de vonona amin'ny antsy.\v 53 Mieritreritra ma anareo fa tsy afaka magnantso ny Raiko Za, ary Izy de afaka mandefa no Anà tafik'anjely miôtra no ny roa ambefolo? \v 54 Fa ato akôry zany no hahatanteraka ny Saratra Masina, ze milaza fa tsy maintsy hitranga izany?"