auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 19:19:06 +08:00 committed by root
parent a1244a0f2a
commit 11897354e0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Lazaiko marigna aminareo, na ino na ino fehezinareo ety an-tany de ho fehezina aigny an-dagnitra; ary na ino na ino ambelanareo aketo an-tany de voavela aigny an-dagnitra.\v 19 De mbôla lazaiko aminareo ndre hoe: "Ra misy rôy aminareo magneky aketo an-tany ny am'ze retraretra angatahan'zareo, de ho hatao ho an'jareo amin'ny alaln'ny Raiko izay aigny an-dagnitra?.\v 20 Fa na aiza misy rôy na telo miara-miangona amin'ny Anarako, de akeo afovôn'jareo Za."
\v 18 Lazaiko marina aminareo, na ino na ino fehezinareo ety an-tany de ho fehezina aigny an-dagnitra; ary na ino na ino avelanareo aketo an-tany de vôvela aigny an-dagnitra.\v 19 De mbôla lazaiko aminareo ndre hoe: "Raha misy rôy aminareo magneky aketo an-tany ny am'ze re angatahan'zareo, de ho hatao ho an'jareo amin'ny alaln'ny Raiko izay aigny an-dagnitra?.\v 20 Fa na aiza misy rôy na telo miara-miangona amin'ny Anarako, de akeo afovôn'jareo Za."