auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 20:39:06 +08:00 committed by root
parent 8a5a696b0f
commit 10cdb51a11
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Le gaogna nitare tamin'azy hoe: "Efa nankatoaviko avoko zany daôly zany. Ino no mbôla ilaiko? \v 21 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Raha magniry ny ho tonga lafatra anao, de mandeana,amidio ze anagnanao, ary ameo ny mahantra, ka hanagna harena aigny an-dagnitra anao; ary ave, magnara an'Ana." \v 22 Fa rafa naeno ze nolazain'i Jesosy le gaogna, de niala tamin'alaelo izy, satria nagnana fagnanana betsaka.
\v 20 Le gaogna nitare tamin'azy hoe: "Efa nankatoaviko avoko zany daôly zany. Ino no mbôla ilaiko? \v 21 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Raha magniry ny ho tonga lafatra anao, de mandeana,amidio ze anagnanao, ary ameo ny mahantra, ka hanagna harena aigny an-dagnitra anao; ary ave, magnaraka Ana." \v 22 Fa rafa nareigny ze nolazain'i Jesosy le gaogna, de niala tamin'alaelo izy, satria nanagna fagnanana betsaka.