auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 12:26:29 +08:00 committed by root
parent 87f3bcdcac
commit 10c383bc82
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitandrema amin'reo mpaminany sandoka, ze manatona anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza Amin'ny alalan'ny vony no hahafantaranareo azy reo Mioty voloboka akeigny amin'ny tsilo ma ny olo, na koa aviavy akeigny amin'ny songosongo Mitovy amin'zaigny,
Mitandrema amin'reo mpaminany sandoka, ze manatona anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza Amin'ny alalan'ny vony no hahafantaranareo azy reo Mioty voloboka akeigny amin'ny tsilo ma ny olo, na koa aviavy akeigny amin'ny songosongo Mitovy amin'zaigny, ny kakazo rehetra de mamokatra voa tsara, fa ny kakazo ratsy de mamokatra voa ratsy

1
07/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny kakazo tsara de afaka ny hamokatra voa ratsy, na koa ny kakazo ratsy de tsy afaka mamokatra voa tsara Ny kakazo rehetra ze