auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 17:25:20 +08:00 committed by root
parent ed6990cf6b
commit 102a110be0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.
\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanet va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo.