auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 10:08:36 +03:00 committed by root
parent 59b5acf956
commit 0f2122323c
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Avy akeo Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Mialà aketo anao, ry Satana! F'efa vôsoratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary izy rerika iany no ho tompoinao.'" \v 11 Avy akeo nandao an'Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga nanompo an'Azy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.
\v 12 Ary nony regnin'i Jesosy fa vôsambotra Jaona, de niverina nakaigny Galilia izy. \v 13 Nandao an'i Nazareta Izy ka nande ary nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dragnomasin'ny Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zabolona sy Nadtaly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."
\v 14 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! \v 16 Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo. Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.
\v 18 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo.\v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.