auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 6f61c83d8d
commit 0bb0de86a1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro? Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô
Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro? Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka.

1
24/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny.