diff --git a/17/24.txt b/17/24.txt index 397fc3b1..0aa3757c 100644 --- a/17/24.txt +++ b/17/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandô ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Ozy izy hoe: "Iôny." Fa rafa niditra takao an-drano Petera, de Jesosy aloha no nikoragna taminazy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?" \ No newline at end of file +\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandô ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Ozy izy hoe: "Iôny." Fa rafa niditra tao an-drano Petera, de Jesosy alô no nikoragna tamin'azy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?" \ No newline at end of file