auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-04 15:59:20 +03:00 committed by root
parent e2ec0cb120
commit 09e4959bbe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dalana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." Nibedy
Raha nivôka avy aigny Jeriko zareo, de vahôka betsaka no nanaraka an'Azy. Nisy lehilà jamba rôy nipetraka takeo amoron-dalana. Rafa naregny fa nandalo Jesosy, de niaika mafy zareo hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay." Nibedy an'jareo reo vahôka, niteny an'jareo mbô hangina, kanefa vô mainka zareo niaikaika mafibe hoe: "Tompo, Zanak'i Davida, mamindrà fo aminay."