auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent eab0012d25
commit 082d9633cf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Fa manakôry ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanaka leila rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandiana miasa aigny amin'ny tanim-bôloboka gniany.' \v 29 Le zanany leila namaly an'azy hoe: "Tsy ho aigny za," nefa avy teo niova hevitra izy de lasana. \v 30 Avekeo de nankeigny am'le faaro izy ary nitare hoe iany kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny aho tompoko, nefa tsy nankaigny izy.
\v 28 Fa manakôry ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanaka leila rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandiana miasa aigny amin'ny tanim-bôloboka gniany.' \v 29 Le zanany leila namaly an'azy hoe: "Tsy ho aigny za," nefa avy teo niova hevitra izy de lasana. \v 30 Avy teo de nankeigny am'le faharô izy ary nitare ôtran'zany fôgna kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny za tompoko, nefa tsy nankaigny izy.