diff --git a/25/28.txt b/25/28.txt index 405b13fd..7c481c63 100644 --- a/25/28.txt +++ b/25/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 No zany alaivo aigny amin'azy ny talenta ary ameo ho an-le mpanompo ze managna talenta folo izany. \v 29 Fa ze daôly managna de amena betsaka mihôtra lavitra aza. Fa ho an'reo ze tsy managna na ino na ino kosa, na ze hanagnany aza de alàna aminazy. \v 30 Ario aigny amin'ny maizina aigny ambelagny ny mpanompo tsy mendrika, aigny no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. \ No newline at end of file +\v 28 No zany alaivo aigny amin'azy ny talenta ary ameo ho an-le mpanompo ze managna talenta folo izany. \v 29 Fa ze daôly managna de amena betsaka mihôtra lavitra aza. Fa ho an'reo ze tsy managna na ino na ino kosa, na ze hanagnany aza de alàna amin'azy. \v 30 Ario aigny amin'ny maizina aigny ambelagny ny mpanompo tsy mendrika, aigny no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. \ No newline at end of file