auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-22 18:06:28 +08:00 committed by root
parent 9428791a0c
commit 06bb6c9d40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba. Raha misy ôla jamba raika
Avy akeo nagnatona reo mpianatra ary nitare tam'i Jesosy hoe: "Mo ve fantatrao fa tezitra reo Fariseo noho ny naregny zany teny zany?" Jesosy namaly ka nitare hoe: "Reo ra-maniry ze tsy nambolen'le Raiko aigny an-dagnitra de ho fongorina avokô. Avila izy reo ho akeo, izy reo de mpitarika jamba. Raha misy ôla jamba raika mitarika jamba raika hafa, de samby hivarigna an-kady izy