auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:23:40 +08:00 committed by root
parent fae6305825
commit 045d8e3319
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 34 Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.'
\v 34 Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. \v 35 Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; \v 36 niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.'

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 38 \v 39 \v 40 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita an'Nao nôna ka namahana an'Nao? Nangetaeta ka nampisotrainay? Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin'reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'
\v 37 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita an'Nao nôna ka namahana an'Nao? Nangetaeta ka nampisotrainay? \v 38 Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? \v 39 Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? \v 40 Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin'reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 \v 42 \v 43 Ary izy hilaza amin'reo ze akeo ankaviany hoe: 'Mialà aminà, Nareo ze vôhozogna, ho aigny amin'ny afo mirahitra mandrakizay ze efa vôhomagna hoan'ny devoly sy reo anjeliny, satria nôna Za, fa tsy namenareo sakafo; nangetaeta Za, fa tsy namenareo hosotroina; nivahiny Za, fa tsy nampandrosoinareo; niboridagna Za, nefa tsy nampitafinareo; narary sy tao am-ponja Za, fa tsy nokarakarainareo.'
\v 43 \v 41 Ary izy hilaza amin'reo ze akeo ankaviany hoe: 'Mialà aminà, Nareo ze vôhozogna, ho aigny amin'ny afo mirahitra mandrakizay ze efa vôhomagna hoan'ny devoly sy reo anjeliny, \v 42 satria nôna Za, fa tsy namenareo sakafo; nangetaeta Za, fa tsy namenareo hosotroina; nivahiny Za, fa tsy nampandrosoinareo; niboridagna Za, nefa tsy nampitafinareo; narary sy tao am-ponja Za, fa tsy nokarakarainareo.'