auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 16:44:47 +08:00 committed by root
parent 85093d96ee
commit 040daea88c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19De nagnatogna an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magnino ma no tsy nahavita namôka an'igny zahay \v 20Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Noho ny finona kelinareo. Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely ôtrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindrà avy aketo maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao \v 21[Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21"Fa ity karazagna demonia ity de mivôka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina."]
\v 19De nagnatogna an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magnino ma no tsy nahavita namôka an'igny zahay \v 20Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Noho ny hakelezan'ny finonareo. Fa lazaiko marina aminareo, raha managna finona na de kely salan'ny vôntsinampy aza anareo, de afaka mitare ami'ty tanety ity anareo hoe: "Mifindrà avy aketo maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao \v 21[Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21"Fa ity karazagna demonia ity de mivôka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina."]