auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 07:23:25 +08:00 committed by root
parent 315ed7755c
commit 006851798d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalàna ny mametraka ity akao amin'ny fiteirizam-bola, sde vidin'dra" \v 7Niara-niresaka ny ola zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vola \v 8 Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Ra" mandrak'androany
\v 6 Ireo leiben'ny mpisorona naka reo volafotsy ary niteny hoe: "Tsy ara-dalàna ny mametraka ity akao amin'ny fiteirizam-bola, satria ity de vidin'drà." \v 7Niara-niresaka ny ôla zareo ary nividy ny sahan'ny mpagnano vilany tanimanga ze handevegnana reo vahiny tamin'reo vola. \v 8 Ary zeigny no antony niantsoana izany saha zany hoe: "Sahan'ny Ra" mandrak'androany