2019-12-17 21:50:53 +00:00
|
|
|
\v 18 Ary nony ampôlakeka raha niverigna taigny an-tanàna Izy, de nôna. \v 19 Natazana aviavy taigny an-tsisin-dalana, de nagnatogna tegny Izy ary tsy natazagna na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.
|