plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/34.txt

1 line
334 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-21 04:15:19 +00:00
\v 34 \v 35 Fagnoharana no nilazan'i Jesosy reo ra daôly reo tamin'ny ôla, ary tsy nilaza na ino na ino tamin-jareo afa tsy tamin'ny fagnoharana Izy. Zany de mbô hatanteraka ze nolazain'ny mpaminagny, rafa nitare Izy hoe: "Za hiloa-bava amin'ny alalan'ny fagoharana. Hilaza ra ze nasitrika hatrizay nagnorenana zao tontolo zao Za."