2019-10-27 19:18:03 +00:00
|
|
|
\v 5 Rafa niditra takao Kapernaomy Jesôsy, de nagnatona Anazy ny kapiteny anakiray ary nanontany Anazy,\v 6 nagnano: "Tompo, mandry akao an-tranoko ny mpanompoko fa malemy ary akao anatin'ny fanainataignana mafy." \v 7 Ozy Jesôsy taminazy hoe: "Ho avy Zà ary hagnasitrana anazy.'
|