plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/06.txt

1 line
364 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 21:50:53 +00:00
\v 6 Avy teo de lasana reo mpianatra ary nagnano arak'ze nandidin'i Jesosy an'azy reo.\v 7 Noentin-jareo le ampondra sy le zana-boriky ary nametraka ny lamban-jareo teo amin'azy, ka nipetraka teo amin'ny lamba Jesosy?.\v 8 Ny ankamaron'ny vahôka de namelatra ny lambany tamin'ny tany, ary reo hafa nanapaka sampan-kazo ary nagnaparitaka an'zany tamin'ny lalana.