plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/25.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-11 01:10:10 +00:00
\v 27 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. \v 25 \v 26 Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."