plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/32.txt

1 line
291 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-02 16:55:55 +00:00
\v 32 Avy akeo Jesosy nijanona ary nagnantso an-jareo sady nitare hoe: "Ino no irinareo ho ataoko aminareo?" \v 33 Ozy zareo tamin'Azy hoe: "Tompo, mbô ahiratan'ny masonay." \v 34 Avy akeo Jesosy, nangoraka, ka nikitika ny mason-jareo. Avy hatarigny de natazagna zareo ary nagnaraka an'Azy.