2019-12-17 21:50:53 +00:00
|
|
|
\v 40 Ary rafa tonga ny tompon'ny tanim-bôloboka, ino no ho ataony am'reo mpamboly vôloboka," \v 41 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Ho arigana amin'ze fômba mafy miitsy reo ôlon-dozabe, ary avekeo hampanofainy am'reo mpamboly vôloboka hafa ny tanim-bôloboka, ôla hanome anazy ny anjara voliny amin'ny fotôm-pavokarana."
|