plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/30.txt

1 line
337 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-24 04:26:54 +00:00
\v 30 Rafa niraira fiderana izy reo, de nande taigny amin'ny an-tanetin'i Oliva. \v 31 Avy akeo ozy Jesosy tamin-jareo hoe: Anareo daôly de handao Anà nony aminà gniany alina, fa vôsoratra hoe: "Hamely ny mpiandry ondry Za de hiparitaka ny ondry." \v 32 Fa afaran'ny fitsanganako amin'ny maty, de hialô lalana anareo aigny Galilia."